|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy laitra toroana |
| Singan-teny | 2 tsy, 3 laitra, 4 toroana |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 enti-milaza olona tsy miraharaha izay teny fananarana atao aminy
[1.1] |
| Tovy hevitra | 7 tsy laitra anarina, tsy laitra rarana, tsy laitra tenenina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|